|
|
|
|

Teny iditra1  sakondry
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazana famakiloha [1.1]
5  Bibikely marani-doha mipetraka amin'ny vahy sasantsasany, toy ny tsidiny na ny kalamaka [Betsimisaraka] [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny sakondry io

Fivaditsoratra  7  sakondry, sandroky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31