Teny iditra salakaina (salaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana salaka: Salakao ilay kely fa hiady (ankamantatra enti-milaza ny fanjaitra, izay tsofohana kofehy, dia entina manjaitra) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : salakaina, salakaiko, salakainao, salakainy, salakaintsika, salakainay, salakainareo, salakain', salakain-, salakaim-, salakai-
Ny lasa : nosalakaina, nosalakaiko, nosalakainao, nosalakainy, nosalakaintsika, nosalakainay, nosalakainareo, nosalakain', nosalakain-, nosalakaim-, nosalakai-
Ny hoavy : hosalakaina, hosalakaiko, hosalakainao, hosalakainy, hosalakaintsika, hosalakainay, hosalakainareo, hosalakain', hosalakain-, hosalakaim-, hosalakai-
Filaza mandidy : salakao
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05