|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  salamo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  a psalm [1.2#543]
Fanazavàna teny frantsay  4  psaume [1.3#565]
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Lohateny 

Teny iditra (2/2)8  Salamo
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  10  Ny anaran' ity boky ity amin' ny fiteny hebreo dia Tehillim, izany hoe "fihirana", na Sepher Tehillim, izany how "Bokin' ny Fihirana". Ny hevitra mifono ao anaty io teny hebreo io dia "fiderana" ; ary nofidina ho anaran' ny boky izany, satria ny ankabeazan' ny teny ao anatiny dia "fiderana an' Andriamanitra". [1.38#863]
11  anaran' ny boky iray ao amin' ny baiboly, izay mirakitra tononkira samihafa fiderana an' Andriamanitra, miisa dimampolo amby zato [1.1#855]
Fanazavàna teny anglisy  12  Psalms: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Psaumes: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Lahatsoratra  15  Randzavola: Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  16  malaso, salamo, somala

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/17