Teny iditra salanisa
Singan-teny sala ; isa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ salan' isa ] Moyenne des nombres [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02