|
|
|
|

Teny iditra 1  salorana
Fototeny  2 salotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anantonana (zavatra, toy ny lamba): Salory fehitenda ny vozonao raha mangatsiaka [1.1]

Fivaditsoratra  salorana, 9 solarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04