Teny iditra sambany
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fanaovan-javatra vao indray mandeha monja: Sambany nividy karatra tombola aho dia nahazo [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31