Teny iditra 1/2 samoina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Murmure [1.3]
Ohatra 
1Tiany ny fimonomonon' ny samoina mitety ny ravinkazo mitsimoka. [2.529]
2Hendry anaty toy ny samoina, fa raha mivoaka afatotry ny sasany. [2.69]
Sampanteny 
Ohabolana 

Teny iditra 2/2 samoina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely miofo ho lolo avy amin' ny bibintsaonjo na bibimbomanga na olimpanjehy; manana fantsona lava mety mihorongorona eo ambony vavany ny samoina, izay fitsentsefany ny rano mamy ao anatin' ny voninkazo (tsahivina fa ny samoin' ny bibindandy dia atao hoe soherina no anarany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The moth of the silkworm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Papillon du ver à soie [1.8]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09