| Teny iditra | 1 samonina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Monomonona na ngonongonona noho ny hasosorana na hatezerana
9 Ny firimorimon' ny fihodinan' ny milina 10 Ny feo heno amin' ny fanidinan' ny tantely [1.1] |
| Fivaditsoratra | 11 manosina, samonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|