|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  samosy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Miadana fanao raharaha, mitaredretra: Samosy lava io mpianatra io
11 Mitarozaka: Samosy ny raharahantsika izany [1.1]

Teny iditra (2/2) 12  Samosy
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  14 Samos [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  15 Samos [2.996]
Voambolana  16  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17 Toko sy andininy momba Samosy

Fivaditsoratra  18 masiso, 19 misaso, 20 misosa, misosà, 21 mosasy, Samosy, samosy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15