Teny iditra | samosy | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miadana fanao raharaha, mitaredretra:
Samosy lava io mpianatra io Mitarozaka: Samosy ny raharahantsika izany [1.1] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Teny iditra | Samosy | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Samos [2.996] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Samos [2.996] | ||||||||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||||||||
Tovy hevitra | Samo | ||||||||||||||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Samosy | ||||||||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |