Teny iditra (1/2) | 1 sampona |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona 4 Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 5 a hindrance 6 hindered [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 7 empêchement 8 empêché [1.8] |
Ohatra |
9 Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona. [2.324] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny sampona io |
Fivaditsoratra | 14 sampano, sampona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |