Teny iditra | samy afa-kasoka izao isika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny enti-milaza fa tsy misy zavatra mifandrohirohy intsony amin' ireo olona mifampiresaka [1.1] | |
Teny fotony | samy, afaka, kasoka, izao, isika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/01 |
![]() |