Teny iditra sanana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] [ sañaña ] Adaladala, bado [1.78]
  [Bara] [ sañaña ] Tsy kinga, tsy mahay, mitavozavoza [1.78]
  [Tanosy] [ sañana ] Adaladala [1.78]
 Ketrina, mitandrantandrana, fondrana [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31