|
|
|
|

Teny iditra 1  sangongo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bezanozano] Trafo amin'olona [1.78]
14 [Sihanaka] trafo [1.78]
15 Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
16 Antontan-javatra
17 Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3#576]
Ohatra  19  Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy. [2.245#]
Tovy hevitra  20 tangongo, vangongo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22