Teny iditra sangotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiotazana ny vary tsy miaraka fa arakaraka ny fahamasahany ka tsongoina amin' ny tanana na tapahina amin' ny antsy ny salohiny izay masaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de cueillir le riz à mesure qu’il est mûr en coupant les épis avec les doigts ou un couteau [1.3]
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25