Teny iditra santima
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampahazaton' ny iraimbilanja: Dimy santima no varifitoventy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: centime.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31