Teny iditra santionany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sombiny kely, tapiny: Vao santionany vitsivitsy mialoha lalana fotsiny amin' ny valala izao hitantsika izao ~ Santionany amin' ny haratsiany izao asehoko anao izao [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: échantillon.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31