Teny iditra | saobakaka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Biby mitovitovy amin' ny sahona saingy izy lehibe, ary ny hodiny mivotrovotro; fatra-pisambotra bibikely hohaniny ny saobakaka ka noho izany heverina ho biby mahasoa [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A large frog, sometimes called a toad [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Grosse grenouille, parfois appelé crapaud [1.8] | ||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||
Tovy hevitra | sabakaka | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saobakaka io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |