| Teny iditra | 1 sarahina |
| Fototeny | 2 saraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tsy akambana, hatahina mba tsy hikambana, avahana: Tokony hosarahina amin' ny ahidratsy ny vary
9 Tsy avala hiaraka, tsy ampiarahina: Taloha nosarahina tany am-pianaranany zazalahy sy ny zazavavy 10 Ahataka: Saraho ireo ankizy miady ireo 11 Faritana: Sarahin' ny renirano iray ireo faritany roa ireo 12 Elanelanina: Sarahin' ny tendrombohitra roa ambin' ny folo isika nefa tsy mifanadino [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 to be separated
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 qu'on sépare
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 15 sahirana, sarahina, 16 sarihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|