|
|
|
|

Teny iditra 1  sarangotina
Fototeny  2 sarangotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tanana mafy hamikirana raha misy mahazo ny tena: Iza moa no hosarangotiko atỳ an-tany lavitra atỳ raha tsy ianao ? [1.1]

Fivaditsoratra  sarangotina, 9 tsaraingona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20