Teny iditra | sariadriaka (sariaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: Olona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy [1.1] | |
Tovy hevitra | sariaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |