|
|
|
|

Teny iditra1  sarimpapango
Singan-teny  2  sary, papango
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny
Voambolana  5  Kilalao
Mpanahaka  6  papangohazo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10