Teny iditra | 1 sarisarimbomanga |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaniry toy ny ravim-bomanga ny raviny ary misy voniny miloko mahafinaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (« qui ressemble un peu à la patate douce » ; Voir vomanga). Ipomoea purpurea (L.) Roth. (Convolvulaceae). Ses fleurs ressemblent, en effet, beaucoup à celles de la patate. Mais elle ne donne pas de tubercules. [Sakalava]
|
Voambolana |
5 Haizavamaniry: ahitra |
Tovy hevitra | 6 tsingovihovy |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |