Teny iditra saro-diasana
Singan-teny sarotra ; diasana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manahirana ny mandimby azy satria nahay ny asany loatra izy ka sao tsy mahatoraka azy izay misolo azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on remplace difficilement ; se dit de quelqu'un de très habile qu’il est difficile d'égaler et de remplacer [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18