Teny iditra saro-manta
Singan-teny sarotra ; manta
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona toy ny tsy henina rambola manta ny sakafo, nefa tsy mahomby nony masaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui trouve qu’on ne fait pas cuire assez de nourriture, et qui cependant ne peut achever sa ration [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18