Teny iditra | saro-tiana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahalala ny fitiavana azy fa hamaivaniny izay atao aminy rehetra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on satisfait difficilement malgré l’amour qu’on lui porte [1.3] | |
Singan-teny | sarotra ; tiana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny saro-tiana io | |
Fivaditsoratra | anaratsio, anasaroty, isoratana, saro-tiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18 |
![]() |