|
|
|
|

Teny iditra 1  sarotiny
Fototeny  2 sarotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Sarotra falifaliana fa toa mahita hokianina lalandava: Tsy tiako maizina io mpampianatra io fa sarotiny izaitsizy rehefa manadina
7 Mora mahatsiaro, mora andairana: Sarotinkatsiaka ity zaza ity. / Sarotin' alahelo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 difficult about things : hard to please; sensitive to certain things or illnesses [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 difficile, difficile à plaire; sensible à certaines choses, sensible à certaines maladies [1.8]
Ohatra  10  Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana! [2.296#44]
11  Ny mpamoaka no toa hita miseho ho sarotiny. [2.245#66]
Tovy hevitra  12 sarotsarotiny
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 9 misy ny teny hoe sarotiny
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  sarotiny, 15 sinoitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22