Teny iditra sarotra entina
Singan-teny sarotra ; entina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ireo olona sarotiny amin' ny fikarakarana atao aminy, fa manome tsiny foana izy amin' izay atao aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16