|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sarotro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 a cape made of a mat folded and sewed together at one end [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté [1.8]

Teny iditra (2/2) 14  sarotro
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Antambahoaka] vavafo, kibo [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  17 ventre [1.8]
Voambolana  18  Haiaina

Fivaditsoratra  19 arostro, sarotro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20