|
|
|
|

Teny iditra 1  sarotsarotra
Fototeny  2 sarotra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  5 (duplicatif fréquentatif) [1.3]
Ohatra  6  na hanao tsotsotra, na hanao sarotsarotra. [2.588#]
7  sarotsarotra ihany ka tsy takatry ny mahihitra. [2.857#]
8  sarotsarotra kokoa ny lala-midina tao andrefana noho ny fiakarana tao atsinanana. [2.643#]

Fivaditsoratra  sarotsarotra, 9 soratsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20