Teny iditra | sarotse | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Lafo vidy, sarobidy: Sarotse ny fotoaña tamin'izay taona izay (Sarobidy ny fotoana tamin'izay taona izay) [1.78] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sarotse io | ||||||||||||
Fivaditsoratra | sarotse, soratse |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |