|
|
|
|

Teny iditra1  sasanangy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ampahatelon'ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1 Fr 60).
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] le tiers d'une piastre
Fanazavàna teny italianina  5  [1.18] un terzo di piastra.
Ohatra  6  Vary iray raha mora ny taona, dia sasanangy; [2.48]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny sasanangy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07