|
|
|
|

Teny iditra1  satokoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Taimoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo)

Fivaditsoratra  4  akotsao, atosako, atsokao, satokoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21