|
|
|
|

Teny iditra 1  satrasatra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fiainana misefosefo sahala amin' ny voan' ny sohihina; fiainana sempotra sy tery raha miaina, sady mananosarotra. [1.1]

Fivaditsoratra  satrasatra, 9 tsaratsara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20