|
|
|
|

Teny iditra1  satrikoa
Sokajin-teny  2  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  3  Izany hay no anton' ny...; hitako no...: Nahazo vola be tamin' ny loteria, hono, Rakoto -- satrikoa nividy trano lehibe any Antananarivo izy [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny mpampitohy rehetra

Fivaditsoratra  5  akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31