|
|
|
|

Teny iditra1  satrona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Tsihy afolaka roa dia zairina ny tendrony roa, ka ampiasaina hakana valala rehefa mandeha miara-be izy ireo [1.1]

Fivaditsoratra  6  santaro, satrano, satrona, tsorana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31