|
|
|
|

Teny iditra 1  savana
Fototeny  2 sava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita
9 Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana
10 Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be cleared; to be closely inspected [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8]
Ohatra  13  Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [2.472#220]

Fivaditsoratra  savana, 14 vasaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20