|
|
|
|

Teny iditra1  savazoro
Singan-teny  2  sava, zoro
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Matematika: rafitsary
Fanazavàna teny malagasy  5  Teny ilazana amin' ny sary jeometrika ireo tsipika mahitsy miala avy amin' ny haavo iray ka mipaka amin' ny haavo mifanandrify amin' io ka mamakivaky ny sary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  diagonale [1.13]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/23