Teny iditra | 1 savenavena |
Fototeny | 2 venavena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
9 Toetran' ny zavatra misokatra be, miveraka; ny fery mitanatana, ny ranjo na fe misabaka be ka mampitanjaka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 état de ce qui est ouvert, large, béant, comme la gueule des caïmans immobiles sur le sable, comme une plaie, une blessure, une crevasse ; écartement des jambes, posture inconvenante (ce dernier sens est le plus ordinaire) [1.3#590] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |