|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  sazina
Fototeny  2 sazy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Omena famaizana: Nosazin' ny mpampianatra ny mpianatra rehetra tsy nanao ny entimody
9 Helohina handoa sazy vola: Nosazin' ny fitsarana ariary iray alina ilay olona nisando-tsonia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be fined, to be punished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on punit [1.3, 1.8]
12 qu'on met à l'amende, qu'on condamne à: Nosazina ariary folo izy (Il a été condamné à payer une amende de dix piastres) ~ Nosazin' ny mpitsara ho ao an-tranomaizina enim-bolana izy (Il a été condamné par les juges à six mois de prison) ~ Nosazin' ny mpampianatra io zazalahy io (Ce garçon a été puni par le maître d'école) [1.3]
13 à qui on inflige une amende [1.8]
Tsipelina hafa  14 sazena

Teny iditra (2/2) 15  sazina
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 Sahaza, antoniny, mifanentana: Sazina anao tsara io raharaha io ka mahareta eo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 convenable, enrapport avec, dont on est content, dont on est capable [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22