Teny iditra | 1 selarana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara |
Fototeny | 4 selatra |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |