|
|
|
|

Teny iditra 1  seloseloina
Fototeny  2 seloselo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Helingelenina amin' ny fandalovana na fipetrahana eo anoloana: Mbelà ianao fa aza seloseloinao eo i Dadatoanao [1.1]
Tovy hevitra  9 seliselena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22