| Teny iditra | 1 sembo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Bezanozano] fitafiana, lambam-behivavy
[1.78] 5 [Sihanaka] lamba [1.78] 6 [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo [1.78] 7 Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa [1.1] |
| Voambolana | 8 Toe-karena: zaitra |
| Fivaditsoratra | sembo, 9 sombe |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|