|
|
|
|

Teny iditra 1  sendikà
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [1.1]
5 fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 syndicat [1.13]
Ohatra  7  Malalaka ny fidirana aminà sendika. [1.320]

Fivaditsoratra  sendikà, 8 sikenda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20