| Teny iditra | 1 senotsenoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senotsenoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
10 Renoka fatratra amin-javatra iray: Senotsenoky ny fitiavam-bola izy 11 Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senotsenoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1] |
| Tovy hevitra | 12 senoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|