| Teny iditra | 1 septoaginta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny Septoaginta na Septante, dia ny dikan' ny Testamenta Taloha amin' ny fiteny grika, izay lazaina ho nataon' ny olona 70 lahy; noho izany dia matetika ny marika lxx no atao famantarana ilazana azy. Maizimaizina ihany anefa ny tantaran' nahazoana azy, sady efa nifangaro anganonganonfoana be loatra; koa tsy hiditra amin' ny andinindinik' ireny tantara ireny isika, fa izay mety ho mazavazava amin' ny mpamaky ihany no hambara kely etoana. ...
[1.38#891] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|