Teny iditra seriny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1]
Tovy hevitra seriseriny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31