|
|
|
|

Teny iditra 1  sesehena
Fototeny  2 sesika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  9 Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 very many [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 numerous, many, manifold. Probably derived from sesika [1.3]
12 beaucoup [1.3, 1.8]
13 nombreux, en grand nombre [1.3]
14 innombrable [1.8]
Ohatra  15  ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao; [2.48#622]
16  Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20