Teny iditra | 1 sesi-kidoro |
Singan-teny | 2 sesika, kidoro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ny zavatra atao sesiky ny kidoro, toy ny rofia, ny fonjozoro, ny kapoaka, ny fanory, ny horompotsy, ny volomborona, ny landihazo, ka araka izany no anaovana ny kidoro hoe kidoro rofia, fonjozoro, kapoaka, fanory [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |