Teny iditra sesilany
Singan-teny sesy ; lany
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona
Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay!
Mitohy tsy misy elanelany
Mitovy hevitra: an-kisesy ~ mifanindry lany ~ mitontohitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Succession non interrompue, continuité
Ininterrompu [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02